Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona rehetra izay mikiry hankany Egypta hivahiny any dia ho fatin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana any; ary tsy hisy sisa ho afa-mandositra ny loza izay hataoko mihatra aminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:17 amin'ny teny manodidina.