Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 40:8 Malagasy Bible (MG1865)

dia tonga tany amin'i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak'i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak'i Karea, sy Seraia, zanak'i Tanometa, sy ny zanak'i Efay Netofatita ary Jazania, zanak'ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 40

Jereo Jeremia 40:8 amin'ny teny manodidina.