Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 40:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary koa, ny Jiosy rehetra izay tany Moaba sy tany amin'ny taranak'i Amona sy tany Edoma ary izay tany amin'ny tany rehetra dia nahare fa ny mpanjakan i Babylona efa namela ny Joda hisy sisa sady efa nanendry an'i Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, ho mpanapaka azy,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 40

Jereo Jeremia 40:11 amin'ny teny manodidina.