Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 4:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ambaraonareo ao amin'ny Joda, ary torio ao Jerosalema, ka ataovy hoe: Tsofy ao amin'ny tany ny anjomara; Miantsoantsoa mafy, ka ataovy hoe: Mivoria ianareo, ka andeha isika hiditra amin'ny tanàna mimanda.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:5 amin'ny teny manodidina.