Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 4:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanao ahoana ianao, ry ilay rava? Na dia miakanjo jaky aza ianao, na dia miravaka volamena aza ianao, na dia hosoranao loko mainty aza ny masonao, foana ny itadiavanao hahatsara tarehy anao; Hanifika anao ireo lehilahy tia anao, ka ny ainao aza no hotadiaviny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:30 amin'ny teny manodidina.