Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 39:3 Malagasy Bible (MG1865)

dia niditra ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona rehetra ka nipetraka teo amin'ny vavahady ampovoany, dia Nergala-sarezera sy Samgarnebo sy Sarsekima. Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera Raba-magy, mbamin'ny sisa rehetra amin'ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:3 amin'ny teny manodidina.