Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 39:14 Malagasy Bible (MG1865)

dia naniraka haka an'i Jeremia teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana, ka natolony an'i Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, mba ho entiny any an-trano izy, ka dia nitoetra tao amin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:14 amin'ny teny manodidina.