Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 38:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Zedekia mpanjaka nianiana mangingina tamin'i Jeremia nanao hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay nanao izao fanahintsika izao, dia tsy hamono anao tokoa aho, na hanolotra anao eo an-tànan'ireto olona mitady ny ainao ireto.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:16 amin'ny teny manodidina.