Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:7 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no lazaonareo amin'ny mpanjakan'ny Joda, izay naniraka anareo hankatį»³ amiko hanontany amiko: Indro, ny miaramilan'i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Egypta taniny;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:7 amin'ny teny manodidina.