Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan'i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an'i Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:5 amin'ny teny manodidina.