Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:2 Malagasy Bible (MG1865)

nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin'i Jehovah, izay nampilazainy an'i Jeremia mpaminany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:2 amin'ny teny manodidina.