Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:17 Malagasy Bible (MG1865)

dia naniraka haka azy Zedekia mpanjaka; ary ny mpanjaka nanontany azy mangingina tao an-tranony nanao hoe: Moa misy teny avy tamin'i Jehovah tokoa va? Dia hoy Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:17 amin'ny teny manodidina.