Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tezitra tamin'i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-trano-maizina tao amin'ny tranon'i Jonatana mpanoratra; fa izany no nataony trano-maizina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:15 amin'ny teny manodidina.