Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga teo am-bavahadin'i Benjamina izy, dia, indro, ny kapitenin'ny mpiambina, atao hoe Jiria, zanak'i Selemia, zanak'i Hanania, no teo; dia nisambotra an'i Jeremia mpaminany izy ka nanao hoe: Miray tetika amin'ny Kaldeana ianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:13 amin'ny teny manodidina.