Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa na dia mamely ny miaramilan'ny Kaldeana rehetra izay miady aminareo aza ianareo, ka izay voalefona no ho sisa velona, ireo aza dia samy hitsangana avy ao anaty lainy ka handoro ity tanàna ity amin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:10 amin'ny teny manodidina.