Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 36:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hampijaliko izy mbamin'ny taranany sy ny mpanompony noho ny helony; ary havoko mihatra aminy sy amin'ny mponina any Jerosalema ary amin'ny lehilahy amin'ny Joda ny loza rehetra izay nolazaiko hatao aminy, fa tsy nohenoiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:31 amin'ny teny manodidina.