Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 35:4 Malagasy Bible (MG1865)

ka nampidiriko ho ao amin'ny tranon'i Jehovah izy, dia tao amin'ny efi-tranon'ny taranak'i Hanana zanak'i Jigdalia, lehilahin'Andriamanitra, izay ao anilan'ny efi-tranon'ny mpanapaka, ao ambonin'ny efi-tranon'i Mahaseia, zanak'i Saloma, mpiandry varavarana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:4 amin'ny teny manodidina.