Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 35:17 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely Indro, hataoko mihatra amin'ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema ny loza rehetra izay nolazaiko hatao aminy, satria efa niteny taminy Aho, fa tsy nihaino izy, ary niantso azy Aho, fa tsy namaly izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:17 amin'ny teny manodidina.