Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 34:1 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah, fony Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin'ny tany izay nanjakany mbamin'ny firenena rehetra izay namely an'i Jerosalema sy ny tanànany rehetra, nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:1 amin'ny teny manodidina.