Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 33:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho anarana mahafaly Ahy izany sady ho dera sy voninahitra ho an'ny firenena rehetra ambonin'ny tany, izay handre ny soa rehetra ataoko aminy; Dia hatahotra sy hangovitra izy noho ny soa rehetra sy noho ny fiadanana rehetra izay hataoko aminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:9 amin'ny teny manodidina.