Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 33:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia ho azo foanana koa ny fanekeko tamin'i Davida mpanompoko, tsy hananany zanakalahy hanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, sy ny amin'ny Levita mpisorona, mpanompoko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:21 amin'ny teny manodidina.