Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary novidiko tamin'i Hanamela, zana-drahalahin'ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin'ny folo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:9 amin'ny teny manodidina.