Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:5 Malagasy Bible (MG1865)

ary ho any Babylona no hitondrana an'i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin'ny Kaldeana aza ianareo, dia tsy hambinina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:5 amin'ny teny manodidina.