Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:43 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mbola hisy fividianana saha eto amin'ity tany ity, izay ataonareo hoe Tany lao tsy misy olona na biby fiompy sady efa voatolotra eo an-tànan'ny Kaldeana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:43 amin'ny teny manodidina.