Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:36 Malagasy Bible (MG1865)

Koa noho izany dia izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:36 amin'ny teny manodidina.