Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:32 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny,hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:32 amin'ny teny manodidina.