Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:18 Malagasy Bible (MG1865)

Efa reko tokoa Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizanao aho, eny, nofaizana toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; Avereno aho, dia ho tafaverina, fa Hianao no Jehovah Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:18 amin'ny teny manodidina.