Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:15 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, ary tsy azo nampiononina izy noho ny amin'ny zanany, satria lany ritra ireny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:15 amin'ny teny manodidina.