Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ka dia ho avy ireny ka hihoby ao amin'ny havoan'i Ziona, dia hitanjozotra ho any amin'ny zava-tsoan'i Jehovah, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo sy ny zanak'ondry ary ny zanak'omby; Ary ny fanahiny ho toy ny tanimboly vonton-drano, ka tsy hihamalazo intsony.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:12 amin'ny teny manodidina.