Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:10 Malagasy Bible (MG1865)

Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo jentilisa, ary torio any amin'ny tany amoron-tsiraka any lavitra any izany, ka atao hoe: Izay nampiely ny Isiraely no hanangona azy indray sady hitandrina azy toy ny fitandrin'ny mpiandry ondry ny ondriny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:10 amin'ny teny manodidina.