Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 30:7 Malagasy Bible (MG1865)

Indrisy! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy tahaka azy; Andro fahoriana ho an'i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin'izany ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:7 amin'ny teny manodidina.