Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 30:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ny zanany koa ho tahaka ny tany aloha, ary ny fiangonany hampitoerina eo anatrehako, dia hovaliako izay rehetra mampahory azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:20 amin'ny teny manodidina.