Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 30:15 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana ianao no mitaraina noho ny faharatranao sy noho ny fanaintainanao izay tsy azo atsahatra? Fa noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao no nanaovako izany taminao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:15 amin'ny teny manodidina.