Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 30:10 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah; Ary aza mivadi-po, ry Isiraely; Fa, indro, hovonjeko avy any lavitra ianao ary ny taranakao avy any amin'ny tany izay nahababo azy; Dia hiverina Jakoba ka hiadana sy handry fahizay, ka tsy hisy hanaitaitra azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:10 amin'ny teny manodidina.