Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 3:17 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany no hanononana an'i Jerosalema hoe Seza fiandrianan'i Jehovah; Ary hivory any ny jentilisa rehetra noho ny anaran'i Jehovah any Jerosalema, ary izy tsy handeha intsony araka ny ditry ny fo ratsiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:17 amin'ny teny manodidina.