Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 3:13 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa kosa ekeo ny helokao, fa tamin'i Jehovah Andriamanitrao no niodinanao, ary nivezivezy nankany amin'ny hafa ianao. Teny ambanin'ny hazo maitso rehetra, fa tsy mba nihaino ny feoko ianareo, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:13 amin'ny teny manodidina.