Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Izy: Raha misy lehilahy misao-bady, ary efa miala ravehivavy ka vadin'olon-kafa, moa mahazo miverina aminy indray va ralehilahy? Tsy haloto tokoa va izany tany izany? Fa ianao dia efa nijangajanga tamin-tsakaiza maro, ka moa hahazo miverina amiko va ianao? hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:1 amin'ny teny manodidina.