Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Aza mety hofitahin'ny mpaminaninareo sy ny mpanao fankatovanareo, izay ao aminareo, ary aza mino ny nofinareo izay nofisinareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:8 amin'ny teny manodidina.