Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:32 Malagasy Bible (MG1865)

dia izao no lazain'i Jehovah: Indro, efa hamaly an'i Semaia Nehelamita sy ny taranany Aho: tsy hanana zanakalahy honina amin'ity firenena ity izy sady tsy hanam-pifaliana amin'ny hahitana ny soa izay hataoko amin'ny oloko, hoy Jehovah, satria fiodinana tamin'i Jehovah no notoriny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:32 amin'ny teny manodidina.