Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary henjehiko amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ka hatolotro ho mpanjenjena any amin'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany, ho fanozonana sy figagana sy zavatra mampisitrisitra sy fandatsa ho an'ny firenena izay nandroahako, azy

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:18 amin'ny teny manodidina.