Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no fitenin'ny taratasy izay nampitondrain'i Jeremia mpaminany avy tany Jerosalema ho any amin'ny sisa amin'ny loholona voababo sy ho amin'ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, izay nobaboin'i Nebokadnezara ka nentiny avy tany Jerosalema ho any Babylona

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:1 amin'ny teny manodidina.