Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 27:3 Malagasy Bible (MG1865)

ary ampanatero any amin'ny mpanjakan'i Edoma sy any amin'ny mpanjakan'i Moaba sy any amin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona sy any amin'ny mpanjakan'i Tyro ary any amin'ny mpanjakan'i Sidona izany ho entin'ny iraka izay mankaty Jerosalema ho atỳ amin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:3 amin'ny teny manodidina.