Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 27:1 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'ny niandohan'ny nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, no nahatongavan'izao teny izao tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:1 amin'ny teny manodidina.