Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 26:9 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana ianao no naminany tamin'ny anaran'i Jehovah hoe: Ho tahaka an'i Silo ity tanàna ity, ary ho lao ity tanàna ity, ka tsy hisy mponina? Ary ny vahoaka rehetra dia nitangorona tamin'i Jeremia tao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:9 amin'ny teny manodidina.