Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 26:2 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Mitsangàna eo an-kianjan'ny tranon'i Jehovah, ka lazao amin'ny tanànan'ny Joda rehetra, izay avy hiankohoka ao an-tranon'i Jehovah, ny teny rehetra izay efa nasaiko hambaranao aminy, ary aza amelana na dia teny iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:2 amin'ny teny manodidina.