Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 26:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny mpanapaka sy ny vahoaka rehetra tamin'ny mpisorona sy ny mpaminany: Tsy misy heloka tokony hahafaty ity lehilahy ity, satria tamin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika no nitenenany tamintsika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:16 amin'ny teny manodidina.