Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 25:36-38 Malagasy Bible (MG1865)

36. Injany! misy feo fitarainan'ny mpiandry ondry sy fidradradradran'ny zokiny aminy! Satria efa nosimban'i Jehovah ny saha fiandrasana azy,

37. Ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.

38. Nandao ny fiereny toy ny liona tanora izy; Fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan'ny mpampahory sy noho ny firehetan'ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25