Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 25:26 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny mpanjaka rehetra any avaratra, na ny lavitra na ny akaiky, na iza na iza, ary ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao, izay etỳ ambonin'ny tany; ary ny mpanjakan'i Sesaka koa dia hisotro manaraka ireo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:26 amin'ny teny manodidina.