Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 25:20 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tanin'ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:20 amin'ny teny manodidina.