Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 25:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoaky ny divay fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:15 amin'ny teny manodidina.